Entry (1/2) | 1 fitafy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fomba entina mitafy, izany hoe manisy lamba manarona ny tena: Somary agoragora no fitafin'ny vehivavy sasany lamba rehefa mianjaika. |
Explanations in French |
4 [1.3] état de celui qui est vêtu manière de se vêtir |
Examples |
5 [2.470] ny vahiny amin' Iarivo ihany no tsy ampy fitafy toy izany. 6 [2.356] ny sasany nividy lamba soga hatao fitafy na nanapaka hatao akanjo. 7 [2.245] Tsy mahay mahita olona hafahafa fomba fitafy, ka tandremana ny fitafy. |
Root | 8 tafy |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 11 fitafy |
Part of speech | 12 adjective |
Explanations in Malagasy |
13 [1.1] Azo tafina: Tsy mba fitafy itony lamba itony, ry Bozy a! |
Examples |
14 [2.245] Tsy mahay mahita olona hafahafa fomba fitafy, ka tandremana ny fitafy. |
Anagrams | 15 fatify, fitafy |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |