|
|
|
|

Entry1  fitahina
Root  2  fitaka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Laingaina, ilazana tsy marina: Nofitahin' ialahy aho fa hay tsy tonga akory Rakoto dia nantsoin' ialahy aho
5  Ambakaina: Mba matahotra an' Andriamanitra fa aza ny adala no fitahina
6  Fetsena, angalarana an-kafetsena, solokina: Nofitahin' ilay karilahy iny ny raiko ka nahazoany vola roanjato [1.1]
Explanations in English  7  to be deceived, to be imposed on. [1.2]
8  to be deceived, to be defrauded [1.7]
Explanations in French  9  qu'on déçoit, qu'on trompe [1.8]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word fitahina

Anagrams  16  fitahina, tafihina, tifahina

Updated on 2023/01/20