Entry (1/3) | 1 fitaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Teny na zavatra toa marina nefa diso entina hanambakana: Tsy misy fitaka izany lazaiko anao izany na kely aza. Hafetsena entina hanambakana: Fanekena natao am-pitaka io ka tsy ekena. |
Explanations in English |
4 [1.2] deceit, fraud, stratagem, duplicity, guile. See ambaka, ambosy, angoly, felika, lainga, sandoka, soloky. 5 [1.7] fraud, deceit |
Explanations in French |
6 [1.8] fraude, ruse |
Derivatives |
|
Synonyms | 12 ambaka, ambosy, angoly, felika, lainga, sandoka, soloky |
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word fitaka |
Entry (2/3) | 18 fitaka |
Part of speech | 19 noun |
Explanations in Malagasy |
20 [1.78] [Tambahoaka]
fanambininy |
Explanations in English |
21 [1.2] See petraka |
Derivatives |
|
Entry (3/3) | 24 fitaka |
Part of speech | 25 noun |
Explanations in Malagasy |
26 [1.78] [Tambahoaka]
tany lemaka |
Anagrams | 27 |
Updated on 2025/01/21 |