Entry (1/6) | 1 ambàka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] (ambakavaka no fampiasa kokoa): Fiambatrambarana na fiakanakanana rehefa miteny ka tsy mahatohy izay lazaina raha tsy miatoato kely hatrany. |
Explanations in French |
4 [1.3] balbutiement, embarras |
Derivatives |
|
Synonyms | 8 ambakavaka |
Proverbs | 9 Proverbs containing the word ambàka |
Entry (2/6) | 10 ambaka |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in Malagasy |
12 [1.1] [Tsimihety]
Fomban-tolona omby atao toy izao: ny tanana havanana mitazona ny trafony ary ny havia kosa manodidina ny vozony |
Entry (3/6) | 13 ambaka |
Part of speech | 14 adjective |
Explanations in English |
15 [1.2] excelled, exceeded, beaten: tsy mety raha ambaka noho ny biby isika amy ny fitiavana zanaka (it is not right that we should be excelled by animals in the love of offspring) 16 [1.7] inferior to |
Explanations in French |
17 [1.3] inférieur, surpassé: Ambàka noho ny zandrinao va hianao? (Es-tu supérieur à to cadet?) ~ Tsy ambàka noho ny zokinao hianao (Tu n'es pas inférieur à ton ainé) 18 [1.8] inférieur |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Titles | 21 Zaikabe -- Sarasara tsy ambaka : Rakitry ny Zaikabe merina, 1997-1999 (Ratefy) |
Entry (4/6) | 22 ambàka |
Part of speech | 23 noun |
Explanations in Malagasy |
24 [1.1] Fifetsena, lainga hamitahana ny tsy mahalala, tetika hangalarana mba hahazoana tombony, na amin' ny varotra na amin' ny lalao |
Explanations in English |
25 [1.2] root not used. See fitaka |
Explanations in French |
26 [1.3] tromperie, tricherie, fraude |
Derivatives |
|
Entry (5/6) | 31 ambaka |
Part of speech | 32 adjective |
Explanations in English |
33 [1.2] [Provincial]
of the same volume or bulk |
Explanations in French |
34 [1.19] [Tankarana]
comme. |
Entry (6/6) | 35 ambaka |
Part of speech | 36 adjective |
Explanations in Malagasy |
37 [1.78] [Betsileo]
tsy mahay, bado |
Anagrams | 38 |
Updated on 2025/01/21 |