|
|
|
|

Entry (1/4)1  manamka
Root  2  amb
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mamitaka amin' ny varotra (na amin' ny fakana tombony be loatra, na amin' ny fiangarana amin' ny lanja na amin' ny fivarotana zavatra tsaraivelany fotsiny fa ratsy na tsisy vidiny): Tokony hosazin' ny fanjakana mafy ny mpivarotra manambaka
Manararaotra ny tsy fahalalan' ny olona iray ka mamitaka azy: Lozan' izay manambaka zaza fa tsy ho tantiny ny todin' izany
Miangatra na manao izay handresen' ny tena na haharesen' ilay mpifaninana amin' ny tena amin' ny fomba tsy an-drariny, an-kafetsena: Tokony hofadina ny manambaka amin' ny lalào, fa sady tsy rariny no mahamenatra
Explanations in English  5  [1.2] to deceive, to defraud, to impose upon, to overreach, to take an unfair advantage of, to circumvent.
6  [1.7] to defraud, to deceive
Explanations in French  7  [1.3] tromper, tricher: Aza manambaka toy izany raha mivarotra ianao (Ne trompez pas de la sorte en vendant)
8  [1.8] tromper
Examples  9  Tamana manambaka ny adala ialahy, ka ataoko mandoa hanin-kinana anio. [2.588#]
10  Fa ny andriamanjaka tsy mba azo andramana, fa ny mpanom-po manambaka no mahay maty. [2.298#]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Proverbs  15  Proverbs containing the word manambàka

Entry (2/4)16  manàmbaka
Part of speech  17  active verb
Explanations in Malagasy  18  [1.78] [Bara] manavaka

Entry (3/4)19  manambaka
Part of speech  20  active verb
Explanations in Malagasy  21  [1.78] [Sihanaka] fomba fitolon'omby

Entry (4/4)22  manamba
Root  23  ambaka|ambàka
Part of speech  24  imperative of active verb manambaka [Full list]

Anagrams  25 

Updated on 2025/01/21