|
|
|
|

Entry1  fitahontahona
Root  2  tahontahona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomban'ny olona mitahontahona, na midrahodraho, mitaraikiraiky
Fitavozavozana, fidrahodrahoana, tsy fahakingana, fitaraikiraikena: Ny fitahontahony no nanalan'ny mpampiasa azy.
Synonyms  5  fitahontahonana

Updated on 2023/01/05