|
|
|
|

Entry1  fitahontahonana
Root  2  tahontahona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fitavozavozana, fidrahodrahoana, tsy fahakingana, fitaraikiraikena: Ny fitahontahonany no nanalan'ny mpampiasa azy.
Synonyms  5  fitahontahona

Updated on 2024/12/11