|
|
|
|

Entry1  fitaina
Root  2  taina
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina mitaina, izany hoe mandrehitra, mampiasa ho kitay
Azo ataina, ampiasaina ho kitay; arehitra atao kitay: Tsy fitaina, hono, itony hazo itony fa mahaboka raha ataina
Proverbs  5  Proverbs containing the word fitaina

Anagrams  6  afitany, atafiny, atifany, fañitia, fatinay, fitaina, itafany, itafian, nitafia, tafainy, tafiany, tafinay

Updated on 2023/01/05