|
|
|
|

Entry1  fitaina
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba entina mitaina, izany hoe mandrehitra, mampiasa ho kitay
Azo ataina, ampiasaina ho kitay; arehitra atao kitay: Tsy fitaina, hono, itony hazo itony fa mahaboka raha ataina
Root  4  taina
Proverbs  5  Proverbs containing the word fitaina

Anagrams  6  afitany, atafiny, atifany, faƱitia, fatinay, fitaina, itafany, itafian, nitafia, tafainy, tafiany, tafinay

Updated on 2025/01/21