|
|
|
|

Entry1  fitakiana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fakana amin'ny fomba hentitra amin'olona ny zavatry ny tena any aminy (na vola notrosainy izany na zavatra nindraminy): Fitakiana trosa.
Fakana amin'ny fomba hentitra zavatra tsy maintsy aleany: Fitakiana hetra.
Root  4  taky
Quotes  5  Texts mentioning fitakiana

Anagrams  6  fitakiana, nafitakay, natifakay

Updated on 2025/01/21