|
|
|
|

Entry (1/4)1  fitana
Root  2  ita
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Toerana misy ny rano marivo robohina mba hahatongavana eny andafin'ny rano.
Explanations in English  5  [1.2] [Rel. s. from mita (ita).] A ford
6  [1.7] the act of crossing a river, a valley. etc., a crossing place, a ford
Explanations in French  7  [1.8] action de traverser une rivière, une vallée, etc. ; gué
8  [1.13] traversée
conductibilité
Analogs  9  fitsakana.
Compound words 
Toponyms 
Proverbs  14  Proverbs containing the word fitana
Article  15  Randzavola: fitana ao amin' ny Baiboly

Entry (2/4)16  fitana
Root  17  tana
Part of speech  18  noun or adjective
Explanations in Malagasy  19  [1.1] Fomba entimitana: Izao no filana sabatra raha tsy hainao.
Azo tanana: Tsy fitana intsony izany fomba izany ankehitriny.

Entry (3/4)20  fitana
Root  21  tana
Part of speech  22  noun
Explanations in English  23  [1.2] [Provincial] provincial for the hand [tanana, held.]

Entry (4/4)24  Fitana
Elementary words  25  fitana
Part of speech  26  name (toponym) [Full list]
Vocabulary  27  Geography: towns

Anagrams  28  atafin, fatany, FIANTA, fitana, Fitana, ifanta, itafan, nafita, natafy, natifa, nitafa, tafain, tafian, tafina

Updated on 2023/07/22