|
|
|
|

Entry (1/2)1  fitandremana
Root  2  tandrina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fampifantohana ny saina amin'ny zavatra atao: Ilaina ny fitandremana rehefa manao asa-marika.
Fiambenana olona: Mila olona be fahafoizan-tena ny fitandremana ireo zaza ireo.
Fikarakarana, fanolokoloana: Ataovy anton-draharaha ny fitandremana ireo voninkazoko ireo mandritra ny tsy maha-eto ahy.
Fanarahana, fanatanterahana (adidy): Zavatra iray ihany no tsy maha-voaheloka: ny fitandremana ny didy aman-dalàna.
Explanations in English  5  [1.7] the act of caring for
Explanations in French  6  [1.8] action de surveiller, de prendre soin
Compound words 

Entry (2/2)8  fitandremana
Root  9  tandrina
Part of speech  10  noun
Explanations in English  11  [1.7] a parish
Explanations in French  12  [1.8] paroisse

Updated on 2024/12/07