|
|
|
|

Entry (1/2)1  fitandremana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fampifantohana ny saina amin'ny zavatra atao: Ilaina ny fitandremana rehefa manao asa-marika.
Fiambenana olona: Mila olona be fahafoizan-tena ny fitandremana ireo zaza ireo.
Fikarakarana, fanolokoloana: Ataovy anton-draharaha ny fitandremana ireo voninkazoko ireo mandritra ny tsy maha-eto ahy.
Fanarahana, fanatanterahana (adidy): Zavatra iray ihany no tsy maha-voaheloka: ny fitandremana ny didy aman-dalàna.
Explanations in English  4  [1.7] the act of caring for
Explanations in French  5  [1.8] action de surveiller, de prendre soin
Root  6  tandrina
Compound words 

Entry (2/2)8  fitandremana
Part of speech  9  noun
Explanations in English  10  [1.7] a parish
Explanations in French  11  [1.8] paroisse
Root  12  tandrina

Updated on 2024/12/07