|
|
|
|

Entry1  fitandroana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fitandremana, fitsimbinana (voninahitra, fihavanana) fitsitsiana (hasasarana): Mba ho fitandroana ny fihavanana, dia vonona hamela ny hadisoanao aho
Root  4  tandro
Synonyms  5  fitandrovana

Anagrams  6  fandrotanay, fitandroana, ifandrotana, tafondranay

Updated on 2025/01/21