Entry | fitandrovana (tandro) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fitandremana, fitsimbinana (voninahitra, fihavanana) fitsitsiana (hasasarana): Mba ho fitandroana ny fihavanana, dia vonona hamela ny hadisoanao aho [1.1] | |
Synonyms | fitandroana | |
Anagrams | fandrovitana, fitandrovana |
Updated on 2023/01/05 |