Entry | fitanehana (tanika) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fandrahoana, fampangotrahana: Fitanehana rano Fampiempoana: Fitanehana menaka Fanasitiliana: Ny olona taloha dia efa nahay ny fitanehana toaka [1.1] | |
Examples | Ny fitanehana ny jaboran'omby tamin'ny ranon-davenona voatantavana no nahazoana ny savony gasy.
[2.117] | |
Article | Randzavola: fitanehana ao amin' ny Baiboly | |
Anagrams | fehi-tanana, fitanehana |
Updated on 2023/01/05 |