Entry | 1 tanika |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 Fampangotrahana, fandrahoana, fampiempoana, fampandevonan-ko etona, fanenjehana sy fizohina tsy an-kijanona: Ataovy maty tanika ny laoka fa mafy [1.1] |
Explanations in French |
9 acton de faire bouillir, de faire cuire, de faire évaporer, d'exposer au soleil 10 action de poursuivre quelqu'un sans relâche [1.3] |
Compound words |
|
Anagrams | 12 antika, takina, tanika |
Updated on 2023/09/05 |