Entry | 1 fitanika |
Root | 2 tanika |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fomba entina mitanika, izany hoe mahandro, mampangotraka, mampiempo: Faran'izay tsotra ny fitanika menaka. Toetran'ny zavatra mitanika, izany hoe mahatonga hafana toy ny mampangotraka mihitsy: Ny fitaniky ny masoandro no tsy taha rehefa lohataona. |
Morphology |
|
Anagrams | 7 |
Updated on 2025/01/21 |