Entry | 1 tanehina |
Root | 2 tanika |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Handroina na andrahoina: Taneho aloha ny hena 5 Ampangotrahina: Tanehina ny ranombary vao arotsaka ny vary 6 Empoina: Tanehin' ny hainandro ny ranonando ka levona antoerana 7 Zohina sy enjehina tsy an-kijanona, tanarahina: Tanehin' ny tompon-trosa Rangahy iny ka mila ho voa ny lohany [1.1] |
Morphology |
|
Other spellings | 12 tenehina |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word tanehina |
Anagrams | 14 hantenai, hatenina, hientana, hitenana, itanehan, natehany, natehina, nitaneha, tanehina, tinehana |
Updated on 2023/01/20 |