Entry | 1 tenehina |
Root | 2 tanika |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Ampangotrahina, andrahoina, empoina: Notenehiny adiny iray ny hena vao masaka 5 Enjehina sy zohina tsy an-kijanona, tanarahina: Tenehin' ny tompon-trosa izy ka tsy tamana teto amin' ny fokontany [1.1] |
Explanations in English |
6 to be boiled, to be cooked [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on fait bouillir, cuire [1.8] |
Morphology |
|
Other spellings | 12 tanehina |
Anagrams | 13 haneteny, hitenena, itehenan, itenehan, nitehena, niteneha, tehenany, tehenina, tenehina |
Updated on 2020/07/31 |