Entry | 1 mitanika |
Root | 2 tanika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 manao toaka [Bara]
[1.78] 5 mahandro, manao toaka amin'ny fitanehana [Bezanozano, Tanala] [1.78] 6 Mampangotraka: Mitaneha kely tambavy, rankizyMitaneha kely tambavy, rankizy a! 7 Mampiempo: Mitanika menaka izy 8 Manasitily: Mitanika betsabetsa ny Betsimisaraka 9 Mafana migaingaina toa manempotra: Mitanika izany hainandro izany [1.1] 10 mahandro maharitra [1.13] |
Explanations in English |
11 to boil, to cook [1.7] |
Explanations in French |
12 faire bouillir [1.8, 1.13] 13 faire cuire [1.8] 14 distiller [1.13] |
Morphology |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing the word mitanika |
Anagrams | 20 manitaky, manitika, mitañaky, mitanika, nitakiam |
Updated on 2023/01/20 |