|
|
|
|

Entry1  fitanondrika
Root  2  tanondrika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fomba na toetran'ny olona mitanondrika, miondrika noho ny alahelo na ny hasasarana na ny hanoanana. [1.1]

Updated on 2023/01/05