|
|
|
|

Entry1  fitanondrika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba na toetran'ny olona mitanondrika, miondrika noho ny alahelo na ny hasasarana na ny hanoanana.
Root  4  tanondrika

Anagrams  5  fitanondrika, natandrifiko, nifandrotika

Updated on 2025/01/21