Entry (1/2) | 1 fitantanana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanohanana olona mandeha amin'ny fandraisana ny tanany eo am-pimindrana miaraka amin'ny tena: Ilaina ny fitantanana ny zaza vao mianamandeha. Fitondrana, fifehezana: Noraisin'ny fanjakana ny fitantanana ireo orinasa ngeza eto amin'ny firenena. |
Root | 4 tana |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 6 fitantanana |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Fizarana (vary, hena, sakafo, vola) amin'olona maromaro nandray anjara tamin'ny fandevenana na famadihana: Iza no hikarakara ny fitantanana ny sakafo amin'ireo mpandevina? Fiadidiana, fiandraiketana: An'ny vehivavy ny fitantanana ny vola ao an-tokantrano. |
Root | 9 tantana |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |