|
|
|
|

Entry1  fitapitapy
Root  2  tapitapy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomban'ny olona na zavatra mitapitapy, izany hoe tonga miatoato, tsy iray migorodana fa tsirairay na manao andiany ka misy elanelany ny eo aloha sy ny ao afara.

Updated on 2024/12/11