Entry | 1 tapitapy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fiatoatoan' ny rano mitete na zavatra milatsaka fa tsy migororoana na migorodana; fahatongavana na fandalovana amin' ny toerana iray, ka tsy tonga indray mandeha fa ny iray na ny vitsivitsy aloha no mandalo; fiatoana, fampoelana [1.1] |
Derivatives |
|
Synonyms | 8 tsitapitapy |
Anagrams | 9 tapitapi, tapitapy |
Updated on 2020/07/31 |