|
|
|
|

Entry1  mitapitapy
Root  2  tapitapy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tonga miatoato, tsy indray migorodana fa tsirairay ary misy elanelany ny eo aloha sy ny ao afara: Mitapitapy ny fiavin' ny orana tato ho ato
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Updated on 2024/12/11