Entry (1/2) | 1 fitavoka |
Root | 2 tavoka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Vy boribory lavalava mifanerana tsara amin'ny atin'ny paompy na ny tafoforana ka miakatra sy midina ao, misintona sy mampiakatra ny rano na ny rivotra (jer. koa Tavoka). |
Explanations in English |
5 [1.2] a piston used in the native bellows |
Entry (2/2) | 6 fitavoka |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in English |
8 [1.2] a charm given to a dog to quicken his scent in the chase. |
Explanations in French |
9 [1.196] (racine tavoka : agressivité). Préparation qu'on administrait aux chiens pour les rendre plus actifs, plus vigilants. [Merina]
|
Vocabulary |
10 Religions, Beliefs |
Anagrams | 11 fitavoka, fitokava |
Updated on 2023/01/20 |