Entry |
tavoka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fikapokapohana zavatra mba hanalana ny vovoka aminy Fitsapana mba hahalalana zavatra iray izay odiana ohatra ny efa fantatra; don-tandroka. [1.1]
|
Derivatives |
|
|
Entry |
tavoka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | Artifice oratoire par lequel on accable l'adversaire d'accusations fausses et soudaines [1.3]
|
|
Entry |
tavoka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Vy boribory lavalava miakatra sy midina ao anatin' ny vatan' ny paompy ka misintona mampakatra ny rano na manosika azy kosa Lamba atao manodidina ilay vy boribory lavalava voalaza eo ambony [1.1]
|
Explanations in French | Piston [1.13]
|
Vocabulary |
|