|
|
|
|

Entry1  fitebiteby
Root  2  tebiteby
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomban'ny olona mitebiteby, izany hoe manahy sy matahotra fa toa hisy zavatra hihatra amin'ny tena.

Updated on 2024/12/11