|
|
|
|

Entry1  fitebiteby
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomban'ny olona mitebiteby, izany hoe manahy sy matahotra fa toa hisy zavatra hihatra amin'ny tena.
Root  4  tebiteby

Updated on 2024/12/11