Entry | 1 fiteronterona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fomba na toetran' ny olona miteronterona, izany hoe mipetraka amin' ny toerana avo milingilingy na mipetraka amin' ny toerana mihaja ary mora tazana |
Root | 4 teronterona |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |