|
|
|
|

Entry1  fitery
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba entina mitery na mamihina tohatr' omby mba hakana ronono: Toa tsy hainao akory izany fitery omby
Azo terena
Examples  4  [2.117#] Mihahaka izahay raha vao tratra aoriana ny fitery anay.
Root  5  tery

Anagrams  6  fietry, fitery

Updated on 2025/01/21