Entry | 1 fitetehana |
Root | 2 tetika |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fandidiana na fanapatapahana zavatra atao madinika: Fitetehana mangahazo Fieritreretana zavatra mialoha ary fakana ara-keviny izay mety ho fandehany: Araka ny fitetehanay azy, dia telo arivo ariary dia mahavita ny vavahady Fikasana hanao zavatra tsara na ratsy, efa nodinihina tsara natao maty psi-ka: Tsy nahomby ny fitetehany hamono an-dRakoto rafilahiny |
Explanations in French |
5 [1.13] débitage |
Examples |
6 Izany hoe, hovana kely ny Fitondrana, mba tsy ho velona indray ny fiangarana sy ny fitetehana mangingina; [2.270#] |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/11 |