Entry | 1 fitetehana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fandidiana na fanapatapahana zavatra atao madinika: Fitetehana mangahazo Fieritreretana zavatra mialoha ary fakana ara-keviny izay mety ho fandehany: Araka ny fitetehanay azy, dia telo arivo ariary dia mahavita ny vavahady Fikasana hanao zavatra tsara na ratsy, efa nodinihina tsara natao maty psi-ka: Tsy nahomby ny fitetehany hamono an-dRakoto rafilahiny |
Explanations in French |
4 [1.13] débitage |
Examples |
5 [2.270#] Izany hoe, hovana kely ny Fitondrana, mba tsy ho velona indray ny fiangarana sy ny fitetehana mangingina; |
Root | 6 tetika |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |