|
|
|
|

Entry1  fitevehana
Root  2  tevika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanaovana tevika (fandoahana sofina mba hasiana kavina): Fomban-tany hatraiza hatraiza ny fitevehana

Updated on 2024/12/07