Entry |
tevika
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Aretina avy amin' ny mikraoby manokana mpamely ny havokavoka: tampoka ny fiaviany, mangatsiaka mafy ny tena ary tsaroana misy maharary mafy ao amin' ny tratra toy ny misy manevitevika; sarotra ny fiainana; misy kohaka fohy ary ny rehoka mivolona harafesina [1.1]
|
| Amonia [2.472]
|
Explanations in French | Pneumonie [1.54]
|
Examples | Nisy voan' ny tevika ny mpiray toby tamin-dry Feno indray andro;
[2.472]
|
Vocabulary |
Synonyms | ~ |
|
Entry |
tevika
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanaintainana ohatra ny misy manindrona Aretina avy amin' ny bibikelinaretina izay andrenesana fanindrontsindronana ao anaty tratra [1.1]
|
Explanations in English | A spasm [1.2]
|
Explanations in French | Douleur poignante, comme celle d'un point de côté [1.3]
|
| Point de côté [1.54]
|
Vocabulary |
Derivatives |
Compound words |
|
|
Entry |
tevika
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Loaka amin' ny ravin-tsofina asiana kavina [1.1]
|
Explanations in English | A bore in the lobe of the ear [1.2]
|
Explanations in French | Trou pratiqué à l'oreille pour y suspendre les pendants d'oreille [1.3]
|
Derivatives |
Compound words |
|
Toponyms |
|
|
Entry |
tevika
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Ny loadoaka amin' ny zaitra, na ny fanjaitra [1.1]
|
Explanations in French | Point de couture [1.3]
|
Vocabulary |
Compound words |
|
|