Entry | 1 fitezerana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fampisehoana tsy fahafaliana amin' ny olona iray ka hetsehim-po hamely azy; fandevilevena: Ny fitezeranao azy, hono, no nialany tato aminareo |
Root | 4 tezitra |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |