|
|
|
|

Entry1  fitezerana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fampisehoana tsy fahafaliana amin' ny olona iray ka hetsehim-po hamely azy; fandevilevena: Ny fitezeranao azy, hono, no nialany tato aminareo
Root  4  tezitra

Updated on 2024/12/11