Entry | 1 fitobiana |
Root | 2 toby |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fiangonana, fitangoronana: Eto no fitobian' ny mpianatra kilasimandry alohan' ny handeha hitsangantsangana 5 Filasiana: Mampitebiteby ny vahoaka ny fitobian' ny fahavalo tsy lavitra ny tanàna 6 Fiavosana, fiavovonana: Maharikoriko ny fitobian' ny fako eto akaikin' ny trano eto [1.1] |
Updated on 2023/01/20 |