Entry | fitoerana (toetra) | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Fipetrahan' ny zavatra iray, ny misy (ny zavatra iray voalaza) andavanandro: Eto no fitoeran' ilay bokiko, ka mahagaga fa tsy hitako eto ilay izy Ao amin' ny vatana salama no fitoeran' ny saina salama Toerana: Ataovy amin' ny fitoerana maina ireo voankazo ireo Toerana omby hipetrahana: Omeo fitoerana kely eo aminareo eo izy Zavatra ametrahan-javatra hafa: Fitoeran-dranomainty [1.1] | ||
Explanations in English | A place, a location [1.7] | ||
Explanations in French | Endroit, place [1.8] | ||
Emplacement, position, siège [1.13] | |||
Compound words |
| ||
Proverbs | Proverbs containing the word fitoerana | ||
Anagrams | aretin' afo, fierotana, fioretana, fitoerana, iforetana, ifoterana, irefotana |
Updated on 2023/01/20 |