|
|
|
|

Entry1  fitomboana
Root  2  tombo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Faharorohana: Mampiaiky volana ny fitomboan' itỳ zaza itỳ; ny fitomboan' ny sain' itỳ zaza itỳ
5  Fihalavana: Angaha tsy fantatrao ny fitomboan' ny andro amin' ny lohataona?
6  Fihamaroana: Manao dingan-dava ny fitomboan' ny mponina amin' itỳ tanàn-dehibe itỳ
7  Fisondrotana: Mampimenomenona ny vahoaka ny fitomboan' ny vidim-piainana [1.1]
Explanations in French  8  accroissement, croissance [1.13]
Examples  9  Ny fitomboana no lazain' ny hoe ' Faniriana ' eo amy ny lohateny. [1.357#]
10  Hizotra hanaraka io fironana io koa ny amin' ny taona 2019, ka fitomboana mahatratra. [1.384#]
Synonyms  11  fitombo
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word fitomboana

Anagrams  16  fiombotana, fitomboana

Updated on 2023/08/24