|
|
|
|

Entry1  fitomboana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Faharorohana: Mampiaiky volana ny fitomboan' itỳ zaza itỳ; ny fitomboan' ny sain' itỳ zaza itỳ
Fihalavana: Angaha tsy fantatrao ny fitomboan' ny andro amin' ny lohataona?
Fihamaroana: Manao dingan-dava ny fitomboan' ny mponina amin' itỳ tanàn-dehibe itỳ
Fisondrotana: Mampimenomenona ny vahoaka ny fitomboan' ny vidim-piainana
Explanations in French  4  [1.13] accroissement, croissance
Examples  5  [1.357#] Ny fitomboana no lazain' ny hoe ' Faniriana ' eo amy ny lohateny.
6  [1.384#] Hizotra hanaraka io fironana io koa ny amin' ny taona 2019, ka fitomboana mahatratra.
Root  7  tombo
Synonyms  8  fitombo
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word fitomboana

Anagrams  13  fiombotana, fitomboana

Updated on 2025/01/21