|
|
|
|

Entry (1/2)1  fitomboka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Toetran' ny zavatra mitomboka, izany hoe misy tomboka
Root  4  tomboka
Compound words 

Entry (2/2)6  fitomboka
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Soratra sy sary voasokitra amin' ny fingotra, izay tsindriana amin' ny ranomainty natokana ho amin' izany, ka atomboka amin' ny taratasy ary dia mamerina ilay soratra sy sary. (Ny fitomboka dia mazàna atao ho fanamarinana ny maha-ara-dalàna ny taratasy misy azy)
Explanations in French  9  [1.13] cachet
Root  10  tomboka

Updated on 2024/12/07