|
|
|
|

Entry1  fitontona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fianjera midofotra, fidona amin-javatra: Tsy heno akory ny fitonton' ny iohany tamin' ny tany, nefa mahagaga fa nahavaky ny karandohany ny fianjerany
Root  4  tontona

Anagrams  5  fiantonto, fitontona, nitotofan

Updated on 2025/01/21