Entry | 1 tontona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fanjerana zavatra mba hitofotra; fanaovana izay hampihintsana ny ao anatin' ny zavatra iray amin' ny fandonana azy; enti-milaza fiantontan-javatra eo am-pianjerana na fahatongavan-javatra manahirana indray miaraka [1.1] |
Explanations in French |
4 action de secouer, de frapper quelque chose contre, comme le linge contre le lavoir, un os contre la table pour en faire sortir la moëlle, une bouteille contre la main pour la bien vider [1.3] 5 cahot [1.13] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 12 atonton, natonto, notonta, tontona |
Updated on 2020/07/31 |