Entry | 1 mifanontona |
Root | 2 tontona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tonga misesy ka ny eo tsy lasa, ny hafa avy ihany: Nifanontona ny raharaha androany ka saika tsy nahita fotoana hisakafoana akory aho Mianjera amin' ny fotoana iray: Nifanontona androany ny fankalazana ny fanambadiany sy ny fanadinany |
Morphology |
|
Proverbs | 8 Proverbs containing the word mifanontona |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |