Entry | fitoreo (toreo) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fomban' ny olona na biby mitoreo, izany hoe manao feo mampahonena: Mba tsy tohako loatra ny mihaino ny fitoreon' izany vorona izany [1.1] | |
Anagrams | fitoreo, iforeto, ifotero |
Updated on 2023/01/05 |