|
|
|
|

Entry1  fitoreo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomban' ny olona na biby mitoreo, izany hoe manao feo mampahonena: Mba tsy tohako loatra ny mihaino ny fitoreon' izany vorona izany
Root  4  toreo

Anagrams  5  fitoreo, iforeto, ifotero

Updated on 2025/01/21