|
|
|
|

Entry (1/4)1  fitoriana
Root  2  tory
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanasilahana ny tsiratsirany: Tsy dia zavatra mora loatra akory ny fitoriana ny rongony alohan' ny hamolesana azy

Entry (2/4)5  fitoriana
Root  6  tory
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Fanasiana soritra manelanelana na manavaka: Ny fitoriana ny tanimbary dia ny fizarazarana azy

Entry (3/4)9  fitoriana
Root  10  tory
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12  [1.1] Filazana sy fivoasana ny tenin' Andriamanitra: ilana fahaizana sy fiomanana ny fitorian-teny

Entry (4/4)13  fitoriana
Root  14  tory
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16  [1.1] Fiampangana olona nanao ratsy na hadisoana amin' ny manam-pahefana miandraikitra ny raharaham-pitsarana: Efa lasa ny fitoriako anao noho ny fanalam-baraka ahy nataonao
Explanations in English  17  [1.7] an accusation
Explanations in French  18  [1.3] celui qu'on peut accuser auprès des juges
19  [1.8] accusation

Anagrams  20 

Updated on 2025/01/21